Fa ireto teny ireto no mitoetra
Ny finoana, fanantenana, fitiavana
Inna ary hoy ianao no lehibe @ireo
Ny finoana sa fanantenana sa fitiavana
Lehibe tokoa ny finoana
Toa izany koa raha ny fanantenana
fa manoatr’ireo ny fitiavana
Teny iray maneho an’Andriamanitra