Jesoa fitiavana
Jesoa Izy no mpamonjy
Tonga ho antsika
Tonga mba hamonjy
Jesoa fitiavana
Fitiavana tsisy fetra
Hamonjy ny olon-drehetra
Eny hatramin ny Ainy nomeny
Na ory na manan-karena
Tsy misy mahavita tena
Fa mila ilay famonjena
Dia Jesoa Jesoa
Jesoa fitiavana