Misaotra Anao ho aho(x2)
Misaotra Anao (x2)
Ny Famonjena avy Aminao Ray
Tsy tambo isaina
Ny fitahiana atobakao ho anay zanaka malalanao
Ampy mizara ny fahasoavana avy Aminao
Ampy ho zaraina ho anao sy ho ahy
Koa misaotra Anao
Misaotra Anao aho
Amin'ny fitiavanao
Fa lehibe tokoa ny soa 'zay vitanao
Misaotra Anao ho aho(x2)
Misaotra Anao (x2)
Iza no mihoatra Anao
Be fitia Ianao
Tsy manisa heloka Ianao
Mpamindra fo (x3)
Misaotra Anao ho aho(x2)
Misaotra Anao (x2)