hatanorana volamena
mandalo ihany
tsy mitombo fa mihena
raha eo ianao araraoty
fa na izany aza dia mitrahotra
ref:ny ho aviko mba kendreo ho soa
ho tsara fiafara sy mba manana anjara
fa sao ianao tanora
ratsy fihary
ka hantitra vao sendra mosary
fitiavana, ho fantatrao
ho sambatra ianao nefa hijaly koa
ka ny tsy atao
hialao
alaviro ny saina ny famoizam-po
ref:................
mitsangana daholo e!!
mifalia daholo e!!