manambalia tsy ho tara
manambalia (2*)
Tsy soa lahilahy tsy manam-baly
Fomba ny ampela manara-baly
Mila ray aman-dreny e ny tokantrano
Misy mialialy mifandefera
O! lahy e (2*)
Lany aiko tsy nataoko aniny eh a
Lany aiko tsy nataoko aniny eh a
Lany aiko tsy nataoko aniny eh e
Lany aiko tsy nataoko aniny eh e (2*)
Velo ( veloma aligne eh a)(2*)
Izaho fa hanambale (veloma aligne eh a)
veloma @ i olo jiaby (veloma aligne eh a )
Atika fa tsy nety eh a (veloma aligne eh a )
Iny alialy kely eh a (veloma aligne eh a)
Amitika roa efa tsy tsara a (veloma aligne eh a)
Engao izany ho tantara ( veloma aligne eh a )
Velo ( veloma aligne eh a) (2*)
manambalia tsy ho tara
manambalia (4*)
Tany be vary tsisy mosary
Tany be ampela maha-tavela(2*) oy
tano ty a!
Velo.........engao izany ho tantara (2*)