AOKA
Maizina mihintsy
’Lay nofiko omaliny
Nahita indray ilay tsiky aho
’Lay tsiky hafahafa
Te-hahalala ny marinao
Fa modianao hanihany
Dia nanontany anao aho
Ny momban’izany
Aok’isika e
Hisara-dia
Dieny mbola tsy misy fery
Ny fitia e! Tsy any intsony
Koa aza de manantena
Tsy natokisanao aho
Ka lasa vao maraina
Noeverinao aho fa
Fa tsy foy lay hafanana
Natoky ten’ery enao
Saingy lasa tena lasa
Sendra menarana
Ka lasa tsy tamana