Ny tianao no tiako satria
Ny lalanao no lalako
Ny alehanao no alehako
Matoa ny foko nanaiky dia tia
Satria izay nekeko
Tsy miova ho doria
Ianao: no mamin’ny foko
Ianao: no ikaloiko
Ianao, ianao irery ihany
Ianao no tiako eto an-tany
Ho anao, anao tsisy fetra
Amin-javatra rehetra
Tia anao, ho tiako ianao
Mihoatr’izao tontolo izao