hizarako ny hafaliako
sy ireo andro pahoriako
volana fanilon’ny aizaina ianao
ny tsikinao ry malala
dia mitondra fifaliana
tiako mba hitoetra tsy hiala
ref:
raha sendra ka sahirana ianao
aza manahy f’izaho eo anilanao
ho vetivety foana akia
ny fahorianao satria
omeko anao ny fanafodiny
loharano ny fitiavako
tsisy fetra satria mamiko
taratry ny hasambarako anao
ny tsikinao ry malala
dia mitondra fifaliana
tiako mba hitoetra tsy hiala
REF