Tsy niagny no nanintona ê
Ny hisaraka aminao
Fa vintan-draha tsy ala-tsiniko
Tsy afaka hiaraka e
Ny andro nimehanisy
Ny hisaraka amin-draha tiana ê
Fa tsy anjara ka mionona e
Na dia be aza ny nenina e
E aporatiana mionona arô
Nandaozako anao aty ny raha tsy ignia
Mangidy koa mihoatra ny tia ê
Fa ho amigna atsiatry migna atsiah
Aporatiana mionona rô (2)
Aza arahin-tomany zaho ô
Manjary malahelo lava e
Sitrano, toniho fo n’enao, atodiho ny sainy
Na dia ho avy aza ny taraignany
"Eee Aporatiana mionona ê
tsy niniako agnie ny nandao agnao igny
fa Andriamanitra mandahatry ny raha jiaby
sy izay fantany fa hahatsara
Mionona (2) angahy a