RY Raiko o! misaotra anao izahay
ianao mandidy,izahay tsy mifidy
ny andro maminay,mitsingerina izao
fa mbola nomenao tombon’andro izahay
fa tsaroanay eto ireto adidy
RY Ray fasohavana mitahy anay
mba hazonay hery hiantsonay ny anaranao
ary koa ireo fianankaviana
arahaba soa arahaba tsara
fa mandresy soa aman-tsara
Mbola ho avy ilay mazava
izay mitondra hery vao sy hazavana be!
mbola ho tonga ilay mazava
RAY O! omeo hery izahay hisy hazavana be!
RY Ray o! mba tazano izahay
ianao izay mijery mankalaza izao rehetra izao
na mangidy, na mitomany
zava-dehibe ilay tombon’andro azonay asan’andro
hira ho anao manJaka amin’izao tontonlo izao
MBOLA HOAVY ILAY MAZAVA ....(2fois)
RY Raiko o! misaotra anao izahay,ianao mandidy
izahay tsy mifidy,(MANDRAKIZAY).