Tononkira Ianao no fahazavako - Jocelyn RANJARISON
Ianao no fahazavako
Raha anaty alina
Ianao no mampitraka
Raha anaty ny ady aho
Ianao no mampahery
Raha mila ho kivy aho
Dia ianao, ianao Tompo o
Dia ianao Tompo o
Zava-drehetra amiko
Fa ianao Tompo o
Fiainako
Dia ianao Tompo o
Ilaiko isan’andro
Fa very aho raha lavitra anao
Ianao no fifaliako
Raha sendra ory aho
Ianao no fiereko
Raha tojo mafy aho
Ianao no heriko
Raha reraka ny aiko
Dia ianao, ianao tompo o
Partager ianao no fahazavako
Commenter ianao no fahazavako