F
Feno Anao ny vavako
F
Mipololotra avy ao am-po
Bb F
Ny anaranao no asandratro
F
Hihira aho,
Ny herinao nanosotra ahy hitory Anao
Bb F
Hitondra avo ny anaranao
Gm Bb F
[Haleloia (x2) Tsara Ianao] x2
Gm C
Ny anton'ny hirako, ny fahavelomako
F C Dm
Dia Ianao Ry Ray mandrakizay
Gm
Ny anton'ny ivelomako
Bb
Sy ny anton'ny hirako
F
Dia Ianao, Ianao tokoa
Andry iankinan'ny foko
Vetson'ny fanahiko
Ny anaranao mamelona ahy
Ny fahagagana vitanao
Ny zava-drehetra hainao atao
Tsy haiko ny tsy hihira ho Anao
[Haleloia (x2) Mendrika] x2
Ny anton'ny hirako, ny fahavelomako
Dia ho Anao Ry Ray mandrakizay
Ny anton'ny ivelomako
Sy ny anton'ny hirako
Dia ho Anao, ho Anao tokoa