ref: tsy vao izao no ilazako azy
ataoko an-kira ho tsapanao
dia lay teny hoe tiako ianao
toa mahazatra nefa ho ahy
tena silaka fanahy
joyk: raha hoe fitia
na tambitamby no tadiavinao
dia omeko anao
raha tsy ampy ilay
hoe mandrakizay
ny ao am-poko indray
no ilaza ilay.......
ref:......
nampoina: fa ny ahy hatrizay
tsy ho very maina
ireo izay nambarako
ianao no fototr’aina
raha tsy ampy izay
dia ampiako indray
hoe naleoko tsy hary
raha ianao no tsy ahy
ref: ....
fa raha mbola tianao heno indray
any aoriana any
ka mbola miaina aho
averiko
ref:...