Nahatoky aho f'efa mba notiavinao
Raha nitia ianao nandre izany foko
Nefa indrisy fa toa nolavinao izany
Olon-kafa indray izao no hitako any
Fiv:
O! o! Tsy arahiko alahelo
Na tomany io na koa sento f'izay vita ekeko
O! o! Tsy arahiko alahelo
Ka hionona aho(in-5)
Tapitra hatreo indray ny nofinofiko
Lalan-kafa indray izao no hizorako
Ny ratram-po no hany sisa namako
Hanampy ainga angmba ny ho aviko
Fiv:...