Efa nandre ny antsonao ahoJesoa ka vonona aho manolo-tena izao inty ny foko raiso anjakao h’oanao Jeso
efa nandre ny feonao aho jesoa miantso hoe avia
ry ondriko avia midira ato am-balako ianao ho koloiko
ref:ty aho Jesoa manokatra ny foko anio maloto izy io
     ka tiako hadio mba ho anao 
    fa fantatro f’ianao jesoa tsy hanosika ahy 
     ty tanako maniry hisarangotra  an-tratranao
    manafaka ny tahotra              
Hay ve Jesoa hay ve ianao  hay ve Jesoa efa ela
Ianao no niantso ahy hay ve iza no mody tsy nandre
fa sodokan-drendrarendra re mbola nandeha
hay ve Jesoa hay ve ianao hay ve jesoa efa ela ianao no niantso ahy ianao indray manambitamby ery tsy foinao ho very ity tenako naniry  ho sambatra
          auteur compositeur "Le Dany"