Miha manahirana ny fianana
Mba diniho re,mba diniho a!
Miholakolaka ny lalana o
Ahitsio re, ahitsio a.
REF:Nidiran-doza ny ambany masoandro
Ny haratsiana mitombo isan’andro
Zava-doza e,zava-doza e
Ka mihevera ny tokony atao
Fa mila miambina isika sy ianao e
Izay lay izy e,izay lay izay e
Ny satro-bonitrao,namako o
Tano mafy e,tano mafy a
Ny tombon-dalana azonao,havako o
Be mpandrafy e,be mpandrafy a!