4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Iny lalako iny - Mpiray dinidinka miara miaina amin'i kristy

INY LALAKO INY



1. Iny lalako iny e, lalan’tsarotr’iny

miaraka amin’ny tompo

no anarahako iny



fiv: iny lalako iny, iny lalako iny e

hazofijaliana no lanjaiko amin’iny lalak iny



2. iny lalako iny e, be fahavalo iny

ety sady tery anie no anarahiko iny



3. ry Jesoa Topmo ô, mba tantano aho

fa mideza loatra anie iny lalalko iny


Partager iny lalako iny

Commenter iny lalako iny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mpiray dinidinka miara miaina amin'i kristy