toa ho sarotra ho ahy ny aminavina
izany fiainana ry tiana
raha tsy ianao no teto an’ilakao
raha tsy ianao no mba namako
toa ho sarotra ho ahy ny ahalala
raha toa tsy misy anao ry lala
hoe nanao ahona ny tontolo
raha moa niainana irery
ref: tianao loatra aho
ny fitiavanao manome hery
ny fitiavanao tsy manam-paharoa
tsy mila olon-kafa
fa anjary hafahafa
fa ianao irery ihany
izaho sy ianao
milanao loatra ny
no toky sy aro ary
tanjaka ao aminy ty fo
tsy ho haiko ny hitempo an’olon-kafa
fa ianao no efa ahy (izaho sy ianao)
tsy ho sarotra ho ahy ny afantatra
zany hoe fasambarana
fa efa ianao no eto anilako
fa efa ianao no tena namako
tsy sarotra ho ahy ny anambara
fa ilay fitiavana nioropaka
dia velona anatinao
miboiboika lalina
ref:
haino no mizara hainao no mitahiry
tena haino no mitana ireo tsy ambaratelo
ianao mahalala tsara
fa tsy afaka halaza
ny tiana ambara ny teny
faly aho ampoko ao
faly aho an-tsaiko ao
faly aho aneritreritro ao
dia fantatrao fa mila anao loatra aho
milanao loatra aho
fitiavanao manome hery
fitiavanao tsy manam-paharoa
tsy ho haiko ny hitempo an’olon-kafa
fa ianao no efa ahy