Nandao iny toerana iny ianao )
Lasa tsy nisaina akory ianao )
Tsy noheverinao, tsy noheverinao ) x2
F’aminio toerana io, amin’io toerana io )
Nisy olona nitia anao )
Nefa lazaiko iny olona iny
Raha lasa ianao
Lay fitiavako anao
Foiko ireny zany ho anao
Nandao iny toerana iny ianao
Lasa tsy nisaina akory ianao
Tsy noheverinao, tsy noheverinao
F’aminio toerana io, amin’io toerana io
Nisy olona nitia anao, anao