O,ry tiako,tiako tiako ianao
Vinavina efa vita sy masaky ny foko
Ny angala anao an-trano
Kinanjo cheri e!
Alahelo no hilazako
Efa nandeha tany izahay fa tsy nety mamanao
Ref:
Aiko anao tia ’zaho,
o!o!o!ie ie! roy e!
Aza adino tiana e!
Mamanao tsy tia ’zaho
Aiko anao malahelo
o!o!o!ie ie!roy e!
Aza mitomany tiana e!
Mangina fa tsy avy amiko
o!o!o!hum
Hoy ’zaho malalako o!
Aza kidy na entim-po
Hitady olomanan-kandehananao hitroatra
Fa ny havana tsy azo ariana
Kanefa tia anao,tadidio ary aza adino
Misy ohabola-mifanohitra @ zeny @nay any e!
"Vitam-bady tsy vitan-kavana"
Ref:Aiko anao tia ’zaho......
(HANITSOA&TOSY)