Ity semboko ity e! Omeko anao malala (x2)
Omeko tsy vidina e!Omeko anao malala
Omeko tsy atakalo o! Omeko anao malala
Ny tsikinao cheri e! Vidiko arivo ariary a (x2)
Ny endrikao ry aiko o ! toa voninkazo soa
Ny masonao mijery e! toa petra-bolamena
Satria satria satria ny fitia
Satria satria mahay miara-dia
satria satria vavahady mariazy
Ny fo mifankatia e! No paradisa an-tany a! (x2)
Ho lapasoa ry aiko ô ilay tokantarontsika a
Hiadana isika e ho sambatra tokoa a