Mbola boy kely aho
mpianatry ny EPP
Tsy mba nanam-bola
hividianana kahie
Najanona ny bôsy
fa mitady sôsy
Manera eny an-tsena
dia mitady ran-kena
Nijery video
porno sy commando
Ireny no école a!
any anaty trano tôle a!
Ref:
Hanao commando aho rehefa lehibe
Hanavotra an’I Gasikara
Eo ambany vahoan’ireo tsy valahara
Hanao terorista sy tena gaigy be
Hanao kamikaze e!
Hametraka baomba @ ireny lapa(trano) be!
Gasy mafiady nefa mba mitady
Fa iza koa ireny lasa ngetroka ireny
Fa mahitahita vetivety dia tafita
Manodina fananana nefa lasa mpanana
Hanao propagandy sy mahavandivandy
Izy samy ngeza mbola mitady seza !!!!
ref: hanao Commando aho rehefa lehibe
...........................