Afak’aho (2)
Afaka ny gadrako
Lasa olombaovao aho
Karazany hafa mihitsiny e
Karazany hafa mihitsiny aho e
Voavonjy aho (2)
Nariany hoy aho ny fahotako e
Azoko ny lanitra
Asaramanitra
Tsy hiverin-dalana intsony aho e
Fa ny fahasoavanao no nahatoy izao ahy
Tsy hitoditodika aho e
Sao lasa vainga-tsira
Hanitsy aho hihira
Any amin’ny bokin’ny lanitra mihitsy e e
No nosoratany
Nosoratany ny anarako
Jesosy kely
Masoivohon’i Kristy
Karazany hafa mihitsiny aho e