Aiza no misy anao ry jeso
Fa ny foko mitady anao
Toerana aiza no mba ahitako anao
Ry Jeso misy anao aiza moa
Mahatra aho no mitady anao
Aiza ianao ,ianao ry Jeso
Ny entana dia mavesatra ery e !
Ry Jeso misy anao aiza moa
Aiza no misy anao ry jeso
Mangetaheta ny foko izao
Toerana aiza no mba ahitako anao
Ry Jeso misy anao aiza moa
Mpanota aho no mitady anao
Aiza ianao ,ianao ry Jeso
Miasa tsy miato ka sasatra ery e !
Ry mpanafaka aiza moa ianao (2)