Ny foko tia, ho anao doria
Tsy miova mandra-maty ho anao
‘Zao rehetra izao, ny voary koa
Miombo-peo amiko, ho anao
Ho tia anao n’aiza n’aiza misy ahy
Ho tia anao n’aiza n’aiza misy anao
Ho eo anilanao, ny andro-pianako
Na ho tomany, na faly koa
Ny eo an-tsandrinao no hasambarako