Isaorako ianao nitsotra ,
tsy nanafina ’zay tao am-po
fa niezaka nanaraotra,
ny tsy teo amiko,
hitory fitia fa,
nefa anie izy tsy nankaiza,fa am-po ihany...
ref:
izy anie izy ,no masaka ato an-tsaiko ato
izy anie izy,ny ato an’eritreritro,
izy anie izy,no nahatonga ahy hanao fo vato,
izy anie izy,no tsy nahatampa-kevitra ahy
Na tsy mihaona ary izahay,tsy mampiova ny ao am_ponay fa,
izahay iray saina,fanahy,
mifankahita an’eritreritra....
nefa anie izy tsy mba taiza,fa am-poko ihany...
e e e
ref:....
ka mba miangavy aho....aleho milamina raha mba azo atao...
satria izy irery...
ref:....
izy no tiako ,efa niriko hatrizay
izy no tiako,mba ho ahy....ouh....
aina cook