(Miv in-droa)
Mba tsy ela fidona ny orana aty ee!
Ny lalana anefa tsy mbola nisasaka akory e
Fialofana tsisy, niaretana foana
Fitiavana anao o no hamangivangiana(2)
Handeha any an-dafy hono o
Ilay sefo niasanay e
Zay nahazo repô kely e
Dia mba araraotina izany e
Hananika havoana, hiampita kamory
Ilay vohitrareo o no tanànanay (2)
(Miv in-droa)
Ny toera-nialana tsy tazana intsony
Tavela any ho any, nilaozana somambisamby e
Manembona anao o
Ny fo sy ny saina
Ela tsy hitahita e hitantana anao (2)