HO za zalah
Efa miôsika ny iray tanàna, mahay misaoma misaoma tsara,
izy koa mifety tena mirevy, mandrevindrevy, mangotrakotraka eee! Oeee!!!
Midobodoboka mafàna ny mozika e, kanto sy meva mampihevaheva
ialao rô ny seza aaaa! Ndao ary eee!!!
Ref: Ho za, ho za zalah, ho za, ho za eeeee ee
Ho za, ho za zalah aaaaaaa 2X
Aza mba variana loatra ianao io ô! Ho za tse vavy e ia, ianao io ô! Ho za legaona aann!
Ref: ........
Raiso ny vera! Arotsahy ny labiera eee! Mba hifandom-bera, hiara-hikoràna sy hiserasera!
Aza miveravera, sao lany ny lera e! Na mômpera masera na ôlo be karama na ôlo chômeur a!
Ref: .......
io i maman'i Dôla fa mahay midoladola manodikondim-bola, maman'i Dôla ee,
mahay misaoma e ia, maman'i Dôla aa, mahay misaoma aaaaannnn! outs iahhhh
Ref: ........
io i papan'i Dôla fa mahay midoladola manodikondim-bola, papan'i Dôla ee,
mahay misaoma e ia, papan'i Dôla aa, mahay misaoma aaaannnn! outs iaahhhh
Ref: ..........
Ampakaro io feeling -nao io laôlo ô! ataovo mafàna, antsika tsy miala, hanala fanàla
Ref: ..........
Ataovo mafàna ny fiangolàna , antsika tsy miala, azamana eeia! Ampakaro tsara ny feeling-nao, antsika misaoma, mahay milalao e! azamana eeeeeeeia! Hmmmmmmmm!
Mafàna tsara, mafàna tsara ny lalao e! izy koa mifety! mafàna tsara mafàna tsara ny lalao e!
Tena mirevy!
Eeeeeeh ! tsara kô n saomatsika iny gaona, sa manakôry ianao io Vaiavy! Haaaaaaa
Ataovy tsara lanonana io fa zany no raha tadiavina kalè! Hoy
Zanak'antambon-draha!!!!!!!!! Hannnn (Ho za;;;;;;;;; lalao eeeeeeh)
JOH (par Rinah)