Tompo ô henoy ny vavakay izao
Fa mamaky rano be manonja
Ka manahy sao ho fefika ety
Ray ô mba tahio ampio ny zanakao
Rano be maria mangeniheny
Onjan-drano manindao mahery
Ray Tsitoha dia ho very aho
Raha tsy eo Ianao
Ry Tompo ô, vonjeo zahay
Fa mafy ny ady atrehinay ry Ray ô