Ianao mahita
Ianao no mahalala izay miafina am-poko ao e
Izaho miaiky izaho manaiky Jesosy ny herinao
Ny ataoko rehetra na hampierena tsy miafina aminao e
Izany indrindra no anamafisako etoana
Zao teny zao eee
Ny lalana diaviko
Na mafy na mora ny manjo
Notaominao aho ee
Hanaraka anao aho Jeso
Fa n’aiza misy ahy
Izaho tsy hiala Aminao
Samborinao aho e
Ka indro fa resinao aho a (ye, ye ry lahy e) 6 fois
E resinao aho e 4 fois
Ianao mahita ,Ianao mahalala
Izay fievitreveran’ ahy e
Izaho mino, izaho matoky
Izay rehetra voalahatrao
Ny fahendrena ny fahatsarana rehetra dia Aminao
Izany indrindra no anamafisako etoana izao teny izao.