Nifanojo
Nifampijery foana
Ny masontsika roa
Toa tsy heno
’Zay lazain’ny mpampianatra
Fa variana isika
fiv : Iray kilasy mantsy isika roa
Nifankahita isan’andro isan’andro
Tsy handry foana ny andro maraina
Ahitana anao ao an-dakilasy ao
Misy tsy arako
Ny dika lesona
Mbola misy tsy voaray
Variana loatra aho
Ny mandinika anoa
Ka nanjary tsy mahay