Inty tantara ity, tanàna ikirao e!
Dia ho tsiniko ve fa maizina koa ny tany sy ny lanitra
Fahotana tsy azo aseho masoandro
Tsy miavaka intsony ny biby sy ny olombelona!!
Ref: Sôdôma sy Ghomoro, tanàna voaozona
        Mendrika anao ny afo be sy ny fahamaizana
        Ho levona ianao, mbola ho levona ireo sisa
        Izay rehetra nahorinao dia hanjavona atsy aoriana!!!!
Horohoro, mikotrokotroka
Sady mahery ny onja any manambara fa efa ho tonga ny farany
Injao fa reko ny kivy ireo Satana
Mbola tsy mahalala fa ho fongorona ny ratsy sy ny haizina!!
Ref: Sôdôma sy Ghomoro, tanàna voaozona
        Mendrika anao ny afo be sy ny fahamaizana
……………………………………