Ny tany ‘zay diavinay Jesosy ô
Dia tany mahasolafaka tsy mba hay
Fa na iza re mbola nofo sy ra
Dia mety ho solafaka
Mba vonjeo
Amin’ny sandrinao
Hijoroko ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran’ny finoana
Hananako Fiana-mandrakizay
Ny tany ‘zay diavany Jesosy ô
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa manjaka ao ny haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray