4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miangavy fa tia - Marion ft THT

Vazo parole en ligne-sur facebook

Ny hadalana vitantsik’ireny angamba tsisy anampiana
Efa betsaka tsy ho lazaiko anao, nanjary nahalalana anao
Ka raha hoe tsy de mikenona ho anao,
Zaho tsy mahay miteny, tsy mahay zao sy zao
Kely izay vita natao, efa mba natolotro anao
Miangavy, diso aho raha mba manontany
Misaina tsy latsaka ambany
Nahoana raha ovana fitia?
Tsy tana intsony fa ho lazaiko androany
Tsy mitombina fa lasa mankany
Manaloka misoko mangina
Asa ngamba izany ve no atao hoe tia?

Ref: Hitsio aho raha diso, hitsinjovako ny ho avy, ny ampitso
Zay nantenaiko indray mi-pimaso , ilay tsikinao
Raha namisavisa, ny tontolo rehetra hiova paradisa
Aza avelanao hiova ho ranomaso, ho resin’ny ankaso
Ny ahy rehefa tia!

Enw le natokisako hatrizay tsy mba namadika
Raha ny faniriako anie enw ho lasa vadiko
Tiako tsika hiaraka fa tsy namana fotsiny
Na ny ranomanitrao ary haiko hatramin’ny fofony
Aza lavin’aho f’henoy aloha zay ato am-poko
Enw rahateo koa efa haiko fa tsy manan-tompo
Ka miangavy aho aza lavina le fangatahana
Aza avelanao ho nofy le fahasambarana
Tsy haiko ze ao an-tsainao fa nena lu ny saiko tsy mety mitombina
Fitivana nomenao ahy hatram’zay, toa fitia sombitsombiny
Ka lazao ze tena marina, ny ao am-ponao no tiako fantarina
Hoe tena izy ve sa sangisangy na mpiakama lay teninao le mody mi charme
Fa zah lu de babo, iriko isika mba en couple
Hatram’zay nahalalako anao zay , zah tratran’ny coup de foudre
Ka valio fa mba miandry, ny aty tena tia ka miangavy
Hoe avadika fitia reo sangisangy, satria miankiana aminao ny ahy ny o avy
Ref: Hitsio aho raha diso, hitsinjovako ny ho avy, ny ampitso
Zay nantenaiko indray mi-pimaso ,ilay tsikinao
Raha namisavisa,ny tontolo rehetra hiova paradisa
Aza avelanao hiova ho ranomaso, ho resin’ny ankaso
Ny ahy rehefa tia!

Any aminao any lay fitiavana misy ny fiainana norme
Henoy zany foko midoboka sady mitapy aminao no mi pôrna
Ny tavan ‘indry vô tazanina ôtran’ny anjely le mampanonofy
Ny feon’indry @ alina tô tsy mijanona mandrotsirotsy
De lazaiko am ndry androany; lasa henjana be ny fiovàny
Enw tô nandray ahy ho akama, nefa le fisainako tô tsy @ zany
Efa bobon ‘indry zao ny foko, ka ialako tsiny raha hoe hadisoako
Lay fitia tsy mitsaha-mitombo, madio tsy mitapoka, tsy misy loko

Ref: Hitsio aho raha diso, hitsinjovako ny ho avy, ny ampitso
Zay nantenaiko indray mi-pimaso ,ilay tsikinao
Raha namisavisa,ny tontolo rehetra hiova paradisa
Aza avelanao hiova ho ranomaso, ho resin’ny ankaso
Ny ahy rehefa tia! ----
Ny ahy rehefa tia!----
Ny ahy rehefa tia!----

Partager miangavy fa tia

Commenter miangavy fa tia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Marion ft THT