Jôba anan-kiray, reveko sy tena @ foko
’fitiavakoa an\"azy @taona, tsy mety miova loko
Nomeko azy daholo ny angovoko rehetra manontolo
Saingy ny hetraketrak’ilay fiainana, rava ’lay fiarahana
Izaho no nanimba kôfa hafa no nitavana
nahazo tso-drana avy@rainy, avy @na kilonga vavy kely iray
Réfrain:
I’m saying come back boy
I’m reading for you
My all in some boy now, i’m feeling a love
down live me like this ’cause I (missing you)²
you still love me , and I love
Any ianao ’zao maheno de-tsarovy fa ..
’Lay fitiavana natolotro anao
dia feno tsy manampetra,
ianao ’lay velona ato anantiko
tsy tantiko , tsy foiko ho faty na tapitra aza ny aiko
Fa mila tsy ho zakako mavesatra ’lay nenina
l’ay adalako nissarako vita hatreo ny mipenimpenina
F’izao aty dia lasa manirery manannofy anao
tsy mahita masoandro, hazavana
isan’andro vaky izao.
ka tsy haiko r-jôba ny tsy hira ho anao
hanambarako sy hilazako ny ato am-poko @zao
Na dia andro iray monja aza dia sarobidy be mihitsy
Rha mba omenao izany ho sotroiko, ianao no tena tsy foiko.
Maika moa fa hiverina amiko ’zato izy
ho tanteraka @zay lay nofinofiko sy fikasako
de- hi ampihariko.F’ianao lay velona ato anatiko.
Mahatoky f’efa maty ianao, saingy efa voafatotra
\"any ny andro any volana zay hiverenan-tsika; mbola mafana ’lay fitia tsy maty ny foko tsy mangatsika\"
Réf:
Faniriko efa hatry ny ela ny anao mandrak’izay
nefa toa sarotra ny lalana , mitarika andro mahamay
Dia aleko manantena sy miandrandra tsotra izao
hanomanako endrasako lay fiverenanao.
Dian’izao mba tsy ho tampoka izy indray andro any,
ahantra ketraka hitomany anitiko any.
Fendro² rano maso sisa no azoko natao
Mba hoentiko hatsiarovana ’lay fitsikinao
soratako ny boky, reketiko ho tantara
Hanomezako toky hoan’reo taranaka am*para
Mangatsika ny fara² fa tena tsy ampy moûsta
4zao tsy be kafara, fa rha massotr’izy dia Oûsta!
Réfrain:²......
\"Zay lay hafatra ho anao , dia veloma hono antsoiny\"
NORTH AND CENTER
Atolotra hoan’ny Kôfa voadona rehetra