tsapako fa tsara ianao
sy mpamindra fo tokoa
ny masoandro aposakao
ary ny maraina koa
olombelona ianao
nahatsiaro fa nania
miverena ka mitodia
f’izy no tompo be fitia
tompo be fitia ianao
sy sakaizanay ety
o ry mpanota o avia
mianadry anao ilay tia
sambatr’izahay
ry tompo f’eo anilanao tokoa
ka ny tananao mihintsy
no mitantana anay
tompo be fitia ianao sy sakaizanay ety
o ry mpanota o avia
miandry anao ilay tia