4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hivaly aminao - Odiay

Itanao za baby eh
Tena tianao de voamaika
Nararaotinao izany
Lay fitia niriako ho doria
Kanefa indrisy fa rava ihany

Ref:ka mbola hivaly aminao ireny tsy nety tsy nety
malama anie ny lalana
dia hitamberina ao andohanao ireny vita ireny vita ireny
dia hoavy ihanao itadia
mbola ho avy ny androatsarovanao ahy
mbola ho avy ny andro itadiavanao ahy
mbola ho avy ny andro atsarovanao ahy
mbola ho avy ny andro itadiavanao ahy
mbola ho avy any
mbola ho avy any
mbola ho avy any
mbola ho avy any

fony za nilahozanao nijaly
halahelo ranomaso tomany
de vitanao ve ry baby ny andao ahy

ref:.....................................................................

Partager hivaly aminao

Commenter hivaly aminao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Odiay