Saika oany andafy aho fa tonga D ny anuleko
Rah isidina any afinda nen enao mbola ilaiko
Androany n'deparako Ande itady Vola
Fa anilanao no tiko satry tsy vo vidy vola
Akanao o vady no oatako tetikiasa
D ty hira ty ataoko oanao dedicace
Matetika aza
B reo panakiana
Mlaza fa netsikia tsy aharotra eeeeela
Na fihetsikio ara efa manampara
Fa ny aty ko mbola vonona aharotr' eeeeela
D mino a fa ianao ny anampiana ra kivy
Fa ni piaramona atao tsikia roa mrarakivy
Ka ela ela oanao za alo tsy mety reraka
Ny olo tiko akotra nao zanatsikia teraka
Ka ty a tonga raiso fa efa resy
Ra fanotano no mitia D oavy ao y confesy
[Refrain]
Ity le dédicace
Oany le tokako oanao le silapana
Ianao re ny o hay
Fefa vita soltra le lanana itondrany
Ka na lavatry ara
Fa na lanitra aaaaaza
O takariko anao(×2)
Ny maso efa nafoko eny efa navalina
Fa ra za npanzaka D enao ny Ranavala
D oavy ny alina Tsika efa mtazotazona
Mfap safosafo lela mfap passe passe
Nfitiava tsika ro tsy otran mananasy
Vitsivitsy panana tsy B nmananazy
Manalazy B za refa misy fety fety na ocaz
Za tsy star tsy manambola B
Fa ny vo vidinio na D kozy so D ranombokazo
Za tsy panao filma otranay ko mbo mazoto
Fa ra y kalokalo anao D za ko mba mazoto
Na D zato reo mlaza tia ana
Ianao ian n'tiko na D manakiana
Na Beyonce na Rihanna
Ianao iany ny a ntiko mba amihana
Any e Miami no atao ny volan'tately
Fa eto B mimi sady nvolatsika kely
D zay le kalokalo oetiko anao
Dedicasy no atokako anao
[Refrain]
Ity le dédicace
Oany le tokako oanao le silapana
Ianao re ny o hay
Fefa vita soltra le lanana itondrany
Ka na lavatry ara
Fa na lanitra aaaaaza
O takariko anao(×2)
Malemy ao ra fitia fa mafy ao ra mihady
Fa ny ati ko efa ela oany zanaka mafy ady
Kely kely tsy mety lasa bokona
Fa mba reveko oa ra za no amaky
Ny bokonao voloany
Fianakavina za ny loany
Fitiavako anao otrany reny La machine
Mandalo eny am gare refa iny vo masila
Enao ny tena tiko taminy reo maro ntetezako
Fa ra mepita rano nao D oasiko tetezana
Tsy asiko sira enao na oe avany Ambatolampy
Fa ra tapaka ny jiro D ianao ko ataoko lampy
Na mainty ena na metisse vaza
Na tsis passeport na tsis visa
Fa za ikiatsaka ny tia anao foana
Na katsataka aza no oano ntsika mandavataona
Refa tsis anao a D lasa maty mosary
Fa ntena izy za ko teny maty amy le sary
Napetrako eo ando amp farafara
Dedicace oanao iny fa tsy oe ferapara
[Refrain]
Ity le dédicace
Oany le tokako oanao le silapana
Ianao re ny o hay
Fefa vita soltra le lanana itondrany
Ka na lavatry ara
Fa na lanitra aaaaaza
O takariko anao(×2)