4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ho avy aho - Odyai Feat. Skerzo

Efa taona maro izay tsy niaonantsika izay
Asa rah tadidinao lé teny anankiray
Mbola ho av zaho baby (matokisa anah Baby)
Ndray andro any hiverina indray
Ka tonga izao lé ora iray
Niandrasatsika hatrizay
hiverenako hody
Ka lazao ny any
Ho avy izy androany
Fa aza mitomany intsony eh!!

Ref:
Ho avy aho, ho avy any aminao
Satria elah tsy nifankahitana
Ho avy aho, ho avy hijery anao
Tsy iandry intsony aho fa anainga ho any
Maika ahita anao eh eh eh!!
tsy andry intsony eh yeuh yeuh
Maika ahita anao eh eh eh!!
tsy iandry intsony aho fa eh yeuh yeuh

K'aza manahy ianao fa zah taty tsy niova
Mbola ianao fôna atrizay ny tato am-poko
B ireo fakam-panahy nisarika ny saiko
Kanefa ilay voady no hajaiko
Ka tonga izao lé ora iray
Niandrasatsika atrzay
Hiverenako hody
Ka lazao ny any
Ho avy izy androany
Fa aza mitomany intsony eh!

Ref:
Ho avy aho, ho avy any aminao
Satria elah tsy nifankahitana
Ho avy aho, ho avy hijery anao
Tsy iandry intsony aho fa anainga ho any
Maika ahita anao eh eh eh!!
tsy andry intsony eh yeuh yeuh
Maika ahita anao eh eh eh!!
tsy iandry intsony aho fa eh yeuh yeuh

Ngôma anao tanteraka ny foko tena kôzy
Ho avy zaho ma baby f'efa vitako ny boss
Hamerina ireo taloha rehefa tonga anilanao
Az manahy fa lé LOVE is like mini mani mo
Fa androany aloha ny anilanao tsy maintsy faly eh!
Lavitra reo tomany eh!
Hamiratra reo masoandro zay ntondra haizina izay nampijaly eh!
Tebiteby avelao any fa ny tambitamby misy io
Avereno amiko lé msg am phone baby I miss U
Hovaiko amzay lé passée
Tsy tinao taloha mampihomehy
Kôzio reo kil mkôzy fa ny amintsika aloha tsy ho faty eh!
Vômaika ny aty danger
ôtrn show biz
Rehefa tonga ah lou dia biz muahh!!
Ankehitriny aho faly
Nahita anao iany
Ka hoaverina eto indray reo tsy vita hatramizay
Ka ny alahelo avelao any e!!

Ref:
Ho avy aho, ho avy any aminao
Satria elah tsy nifankahitana
Ho avy aho, ho avy hijery anao
Tsy iandry intsony aho fa anainga ho any
Maika ahita anao eh eh eh!!
tsy andry intsony eh yeuh yeuh
Maika ahita anao eh eh eh!!
tsy iandry intsony aho fa eh yeuh yeuh
x2

©hEnInKaJa RASOLOMANANA

http://www.youtube.com/watch?v=nVRWp2TRNoY&list=TLiWYcgCow4Gk

Gasy Ploit io Piso an!!!

Partager ho avy aho

Commenter ho avy aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Odyai Feat. Skerzo