4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ambany elatrao - Pasteur Jocelyn RANJARISON

Ambany elatrao no tiako hitoerana
Raha tojo tafiotra ny fiainako
Tsy misy toerana hafa azo antoka
Fa eo aminao no iriko
Eo anilanao no tiako

Tompo ô matoky aho
Fa mialoka Aminao
Ny tananao no manodidina ahy
‘Reo tebitebin’ny fo
Dia hangina avokoa
Mitsahatra aho
Ambany elatrao

Partager ambany elatrao

Commenter ambany elatrao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Pasteur Jocelyn RANJARISON