4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ikopa - Pazzapa 2

Teraka Ankaratra

Mandady ny sisaony

Milalao ny lemak\\’Iarivo, Betsimitatatra

Ikopa



Manao fotoana

Amin\\’ny sakaiza fahazaza

Betsiboka no akama

Akaiky Maevatanana

Ikopa



Tonga namana vao mihamavo

Tonga namana vao mihamavo



Lasa mampiaraka

Hatrany Marovoay

Tanana lonaka

Tany be vary

Ikopa



Hariva ny andro

Tsy mahasaraka intsony

Mikorina

Ny vinanin\\’i Mahajanga

Ikopa





Teraka Ankaratra

Mandady ny sisaony

Milalao ny lemak\\’Iarivo, Betsimitatatra

Ikopa



Manao fotoana

Amin\\’ny sakaiza fahazaza

Betsiboka no akama

Akaiky Maevatanana

Ikopa



Tonga namana vao mihamavo

Tonga namana vao mihamavo





Lasa mampiaraka

Hatrany Marovoay

Tanana lonaka

Tany be vary

Ikopa



Hariva ny andro

Tsy mahasaraka intsony

Mikorina

Ny vinanin\\’i Mahajanga

Ikopa

Partager ikopa

Commenter ikopa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Pazzapa 2