Ho anao irery ihany , ny fitiavako ty lala
Ho anao hatrany hatrany , mandrapialako eto an-tany
Maro be ireo mpakahala, na ko hoe maro ny tsy tia
Ny fitiavako tsy miala , fa ho anao doria doria
Ho anao dia ho anao
Lay voasaoratra ato am-mpoko
Ho voasikotra ato anaty
Ho trotroko mandramaty
Fa mbola ho hajaiko ihany , raha toa aho ka ho lasana any
Any akaotr'irony rahona , sy any ambadikiny fasana