[ny tovovavy taloha e
lava volo manao tanavoho e
ny lehibe mitafy lamba
ny ankizy mahay manaja] in2
fiverenana:
ankehitriny niova ny olona o
na fitafina na ny volo
[niova, niova ny olona o
niova nama, niova ny olona o] in2
[raha misy maty taloha tany e
ny mpiara-mono miara mitomany
ankehitriny niova ny tantara
tsy misy tonga na dia misy filazana] in2
fiverenana:
ankehitriny...