lo,lo,lo
Tao an-tany karankaina
Misy rano mipololotra
Toy ’lay tany Jordana
Tsara loatra tafahoatra
Ry mpivahiny ô aiza moa ianao
Mangetaheta ianao misotroa izao
(Tsy mividy ’zay rehetra tonga ao ary tsy ho lavina)
(Avia manantona)2 Fa he sambatra izy
Io ’lay rn’ny zanak’ondry
’Zay nomena ho antsika
Jeso re no mahavonjy
Ho antsika izay mahita
Sedera Jean Bart Claude