ny andro mandalo tsy misy mitoetra razoky o
ka aza variana sondriana amin’ny ota razandry o
mielina ihany ny fiaianana an-tany ra-dada o
poa toy izay dia any ambanin’ny tany ra-neny o
k’andeha re hivavaka hiantso ny timpo malala o
f’izay re no lalana sy hatongavana an-kanana
ref:jesosy mibitsika aminao
miangavy sy mbola mitalaho
miantso mangina ao anatin’ny fonao mangina o
ny toaka sigara paraky rongony hajanony e
ny fijangajangana sy ireo fahotana halaviro e
andao re hialana ny ratsy fanao fa loza e
ny takoritsika sy fialonana manimba e
k’andeha re hivavaka hiantso ny tompo malala o
f’izay re no lalana sy hatongavana an-tanana
ny an-drasondraso dia ialao
ny ampitso lava tsy fanao
k’andeha izatsy izy fa miandry tompo razoky o
k’andeha izatsy izy fa miandry ny tommpo ra-zandry o
..........................................ra-neny o
..........................................ra-dada o