4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Any - TANDINDONA

Singan’olona an-tany lavitra aho
Ka mahatsiaro ireo havako any ho any
Ilay akanin’ny fahazazako izay
Ny tanàna nahabe, sy ireo namako be dia be

Tsy hadinoko ny soa nafafinao ho ahy
Ry trano bongo kely, mavomavo
Ao ambadik’io tendrombohitr’io

Embonembona mila hankarary
Noho ny alahelo anareo any ho any
Nofiko ny efa nody tany an-tanàna
Ka namboly raozy iray
Ninjinja vary teny an-tsaha

Partager any

Commenter any

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TANDINDONA