4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tonga dia lazao - Tosy

Raha mbola misy toetra ratsiko tsy zakanao
tonga dia lazao
Raha mbola tsy ampy ireo porofom-pitiavako
tonga dia lazao

ny faniriako anie ny hafaly anao
Tsy hisalasala satria efa tia

Mba lazao tonga dia lazao
'lay tena vokatry ny fonao sy ny fitiavanao
’lay teninao tamin’izay
hoe isika hikambana ho iray
hiaraka ho doria fa samy tia

Raha mbola misy sorisory izay koboninao
tonga dia lazao
raha tena izy ilay fitia zay natolotrao
tonga dia lazao


ny faniriako anie ny hafaly anao
Tsy hisalasala satria efa tia

Mba lazao tonga dia lazao
'lay tena vokatry ny fonao sy ny fitiavanao
’lay teninao tamin’izay
hoe isika hikambana ho iray
hiaraka ho doria fa samy tia

Partager tonga dia lazao

Commenter tonga dia lazao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tosy