paroles et musique : Tovo Andrianandraina
interprété en 2002 par Aina
Indraindray tia ahy ianao
Manambitamby ahy
Indraindray leo ahy ianao
Dia mampijaly ahy
Tsy haiko izay atao
Moa tia ahy ianao ?
Indraindray ny masonao
Milaza ny fitia
Indraindray ny endrikao
Tsy maha te ho tia
Indraindray aho anilanao
Ahy ’zao tontolo izao
Indraindray aho hilaozanao
Tomany noho ianao