4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Toamasina tomany - Voahirana(Henri R.)

Toamaisy tomany, ka latsak’ oran-dava

Fa mahatsiahy izany fitiavantsika rava.

Izaho irery monga, no any toa manjeny

Manara-maso ny onja ka gina tsy miteny



Fiv:

Toamasina, Toamasina!

Aza itomaniana, ny lasam-pifaliana

Fa izay tsy tiana, aoka aloha hangina,

Aoka aloha hangina





Ny hazo nokoloina, nirina mba ho soa

Kanefa dia vonoina, raha toa ka tsy mamoa

Fitia nokoloiko, niriko mba ho tsara

Tsy maintsy ho soloiko, raha toa ka tsy ho anjara

Partager toamasina tomany

Commenter toamasina tomany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Voahirana(Henri R.)