4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sam' ça va - Zahgasy

Aia nareo, alô

Aia nareo, alô

Korazy nareo, alô

Korazy nareo, alô

Mifalia nareo, alô

Mifalia nareo, alô

Alô! alô! alô! alô! alô!

Korazy nareo

Alô! alô! alô! alô! alô!

Mifalia nareo

Alô! alô! alô! alô! alô!

Milamina nareo

Alô! alô! alô!

    

     Anao fety tsika androany e!

     Anao fety tsika androany e!

     Mifalia nareo, alô!

     Korazy nareo, alô!

     Korazy nareo, alô!

     Alô! alô! alô! alô! alô!

     Alô! alô! alô! alô! alô!



ô! tsika iaby e!

Tsika iaby e! sam' ça va!

ô! tout le monde e!

Tout le monde e! sam' ça va



     Mifohaza izay matory e!

     Mifohaza izay matory e!

     Mitsangana nareo, alô!

     Sao tara eo nareo, alô!

     Taraiky ei nareo, alô!

     Mitsinjaha nareo, alô



Alô! alô! alô! alô! alô!

Korazy nareo

Alô! alô! alô! alô! alô!

Mifalia nareo

Alô! alô! alô! alô! alô!

Milamina nareo

Alô! alô! alô!



Aia nareo, alô

Aia nareo, alô

Korazy nareo, alô

Korazy nareo, alô

Mifalia nareo, alô

Mifalia nareo, alô



ô! tsika iaby e!

Tsika iaby e! sam' ça va!

ô! tout le monde e!

Tout le monde e! sam' ça va

Partager sam' ça va

Commenter sam' ça va

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zahgasy